Isaorako (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako – Groupe sarobidy
1-Itanao vhekw ny otako,ifonako aminao ry Ray fveqoh mpamindra fo
Ny adalana efa vitako,mba avelao ô ry Ray
Indro aho ry Ray ankehitriny,
tojo olana aho vao mahatsiaro miantso ny anaranao
ô ry Tompo ô ,hizotra hoaiza moa ,ny làlan’ity mpanomponao
réf : Isaorako,noho ny fitiavanao, asandratray ny anaranao
iwktpydk tsy misy ambony mihoatra noho ianao,
ka hirainay hira tsara hatrany
fitahiana isan’andro,atolotrao ho anay
asandratro avo ianao ry Ray
Misaotra foana foana e,ôôô
Isaoranay,asandratray ianao
2-Fantatrao ny hadisoako,nataoko teo imasonao ry Ray mpamindro fo
Tsy nijereko afa tsy ny amiko,tsy te ahalala izay fisianao
Nefa ianao ry Ray mbola niantso ahy hanao ny asanao
Ka indro re tononkira.serasera.org manatona aho izao
Réf:
A/c:Hasina niaina

--------
Rohy:
Hevitra
hasina1370
(
22/12/2023 08:45)
misaotra e
hery
(
22/12/2023 09:02)
Ianao no isaorana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidyVangy : 941
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 22/12/2023 08:20