hafaliana (Groupe Ny toa azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitondra hafaliana ho anao androany
Hamafa ny olana sy ny tomany
Ilay Tompo Mahery Mpamonjy anao
Dia vonona foana hatramizao
Koa raisintsika amin - kafaliana hatrany
REF:
Faly tokoa re izahay
Manana Anao Toky sy Mpiahy
tmfflnj Ho mpitarika ny fiainanay
Ravoravo e ny fo manantena qwgidxus fa ho to
gfxhycmr Aminay ny fiadanana
Koa na tononkira.serasera.org maro aza ireo fitsapana
Miteraka olana sy fahantrana
Ny ho kivy sanatria
Tsy ho ketraka satria
Eo Ianao ilay Fifaliana
Ho anay
REF:
Hamafa ny olana sy ny tomany
Ilay Tompo Mahery Mpamonjy anao
Dia vonona foana hatramizao
Koa raisintsika amin - kafaliana hatrany
REF:
Faly tokoa re izahay
Manana Anao Toky sy Mpiahy
tmfflnj Ho mpitarika ny fiainanay
Ravoravo e ny fo manantena qwgidxus fa ho to
gfxhycmr Aminay ny fiadanana
Koa na tononkira.serasera.org maro aza ireo fitsapana
Miteraka olana sy fahantrana
Ny ho kivy sanatria
Tsy ho ketraka satria
Eo Ianao ilay Fifaliana
Ho anay
REF:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny toa azyVangy : 772
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sitrakaandraina
Daty : 26/10/2023 14:06
