feo miantso (Groupe Ny toa azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feonao miantso manambara
Izaho no Làlana sy Fahamarinana
Ary Fiainana ho anao
Izany Feo izany
Manainga ny Fanahy
Hitodika Aminao ileostkd Ianao no tokoa no sjhdsmsh Ray
Hiatrika fiainana hafa indray
REF
Nahoana no tsy handray izany antsonao ry Ray
Kanefa dia fantatray ny làlana tokony hizoranay
Hiatrika fiainana hafa indray
Ho antsika rehetra izay mandre
Meteza re ho mpakatoa
Ny tononkira.serasera.org tenin’ ny Tompo vkdb anie
Fiainana tokoa
Ary ampinga sy fiarovan-doha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny toa azyVangy : 807
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sitrakaandraina
Daty : 26/10/2023 14:05