Tsy hira ny hira.
andro noely (Groupe Ny toa azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro teraka ho anaoTao Betlehema
Ilay Mesia Imanoela
No tonga hitondra ny Famonjena
REF
Fifaliana ho anay e
Haravoana ho anao
Ny mankalaza anio izao
Ity andro hafakely andro Noely
Tena atao amin’ ny fo
Ho an’ ilay Ray Tsitoha e
Ny mankalaza anio izao
Ty andro hafakely andro Noely
Ho anao manoloana
Dia ity no fotoana
Hanolorana ny tena
Ilay androm-pamonjena
REF
Tena faly sy ravoravo zahay e
Mihira mankalaza ny Ray e
Tena faly sy ravoravo zahay e
Mihira mankalaza ny Ray e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny toa azyVangy : 816
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sitrakaandraina
Daty : 26/10/2023 13:57
