tiako ny mihira (Groupe Ny toa azy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ny mihira ho Anao
Raiko ô ô
Tsara eo anilanao eo e!
Tompoko
Tiako ny mihira ho Anao
Raiko ô ô
Tsara eo anilanao eo e!
Tompoko

Fiderana sy hosana
No asandratray
Saotra sy fankalazana
Ho Anao ry Ray e!
Tsisy hahasaraka anay Aminao
Fa ho mandrakizay e
Eo akaikinao
Tsisy hahasaraka anay Aminao
Fa ho mandrakizay e
Eo akaikinao

N’iza n’iza hankahala sy hanenjika
Ianao manda fiarovako
N’iza n’iza hankahala sy hanenjika
Ianao manda fiarovako
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 27/10/2023 00:32)
Misaotra. Sendra hitako tany amin'ny youtube ny hira dia nampidiriko ho azo henoina.
Joseph96 ( 05/11/2023 09:18)
Hira tiako ka mba tiako ho zaraina ny tonony
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Ny toa azy
Vangy : 261
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sitrakaandraina
Daty : 26/10/2023 13:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138