vavaka (Groupe Ny toa azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô ô! yftgrgw hifonako Aminao anio
Ireo fahotako teo imasonao
Aza ny fahalemen’ ny hatanorako
Na ny ratsy izay nataoko
No tsarovanao ipdemdt fa araka ny indrafonao
REF
Ny Rà izay nalatsakao
Mba hisolo voina ahy
Hanadio indray ka ho tonga vaovao
Koa ny andro sisa izay hanananay
Ary ny ampitso koa
Ho Anao yqfsim Jesoa
Koa tantano hifikitra eo anilanao
Hanaraka ny làlanao
Hidera sy hanompo ary hano ny sitrakao
REF
Ny Rà izay nalatsakao
Mba hisolo voina ahy
Hanadio indray ka ho tonga tononkira.serasera.org vaovao
Ireo fahotako teo imasonao
Aza ny fahalemen’ ny hatanorako
Na ny ratsy izay nataoko
No tsarovanao ipdemdt fa araka ny indrafonao
REF
Ny Rà izay nalatsakao
Mba hisolo voina ahy
Hanadio indray ka ho tonga vaovao
Koa ny andro sisa izay hanananay
Ary ny ampitso koa
Ho Anao yqfsim Jesoa
Koa tantano hifikitra eo anilanao
Hanaraka ny làlanao
Hidera sy hanompo ary hano ny sitrakao
REF
Ny Rà izay nalatsakao
Mba hisolo voina ahy
Hanadio indray ka ho tonga tononkira.serasera.org vaovao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny toa azyVangy : 696
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sitrakaandraina
Daty : 26/10/2023 14:01
