hafaliana (Groupe Ny toa azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitondra hafaliana ho anao androany
Hamafa ny olana sy ny tomany
Ilay Tompo Mahery Mpamonjy anao
Dia vonona foana hatramizao
Koa raisintsika amin qqbe - kafaliana hatrany
REF:
Faly tokoa tononkira.serasera.org re izahay
Manana Anao Toky sy Mpiahy
dpzsrq Ho mpitarika ny fiainanay
Ravoravo e ny fo manantena fa ixede ho to
Aminay ny fiadanana
Koa na maro aza ireo fitsapana
Miteraka olana sy fahantrana
Ny ho kivy sanatria
Tsy ho ketraka satria
Eo Ianao ilay Fifaliana
Ho anay
REF:
Hamafa ny olana sy ny tomany
Ilay Tompo Mahery Mpamonjy anao
Dia vonona foana hatramizao
Koa raisintsika amin qqbe - kafaliana hatrany
REF:
Faly tokoa tononkira.serasera.org re izahay
Manana Anao Toky sy Mpiahy
dpzsrq Ho mpitarika ny fiainanay
Ravoravo e ny fo manantena fa ixede ho to
Aminay ny fiadanana
Koa na maro aza ireo fitsapana
Miteraka olana sy fahantrana
Ny ho kivy sanatria
Tsy ho ketraka satria
Eo Ianao ilay Fifaliana
Ho anay
REF:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Ny toa azyVisites : 872
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sitrakaandraina
Date : 26/10/2023 14:06
