hafaliana (Groupe Ny toa azy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitondra hafaliana ho anao androany
Hamafa ny olana sy ny tomany
Ilay Tompo Mahery Mpamonjy anao
Dia vonona foana hatramizao
Koa raisintsika amin - kafaliana hatrany


REF:
         Faly tokoa re izahay
         Manana Anao Toky sy fathi Mpiahy
nvbmlwb         Ho mpitarika ny fiainanay
   tononkira.serasera.org       Ravoravo e ny fo manantena fa ho to
         Aminay ny fiadanana


Koa na maro aza ireo fitsapana
Miteraka bujrrwo olana sy fahantrana
Ny ho kivy sanatria
Tsy ho ketraka satria
Eo Ianao ilay Fifaliana
Ho anay

REF:

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Ny toa azy
Hits : 874
Likes : 0 Like
Created by : Sitrakaandraina
Date : 26/10/2023 14:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363