TONGA NY MPAMONJY (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirary fitahiana ho anao
Nahatratra izao Noely mamy izao
Fa androm-pifaliana
Androm-pitiavana
Fa tonga ny Mpamonjy
Mba lrdw hanavotra anao
Faingana fa fotoana mety izao
Hanavaozana ny saina sy ny fo
Fa ianao hxpj no antenainy, sady andrandrainy
Aza ela ianao
Faingana fa fotoana mety izao
Hanavaozana ny saina sy ny fo
La, la, la……
La, la, la……
Fa androm-pifaliana
Androm-pitiavana
Fa tonga ny Mpamonjy
Mba hanavotra anao
Fa io no Zanak’Andriamanitra
Io no adqxfya lalana mankany an-danitra
Sao variana tononkira.serasera.org ny eto an-tany ianao,
Ka sondrian-tory ety
Mitsangana ianao
Fa io no Zanak’Andriamanitra
Io no lalana mankany an-danitra
Joyeux Nöel, Merry Christmas……
Nahatratra izao Noely mamy izao
Fa androm-pifaliana
Androm-pitiavana
Fa tonga ny Mpamonjy
Mba lrdw hanavotra anao
Faingana fa fotoana mety izao
Hanavaozana ny saina sy ny fo
Fa ianao hxpj no antenainy, sady andrandrainy
Aza ela ianao
Faingana fa fotoana mety izao
Hanavaozana ny saina sy ny fo
La, la, la……
La, la, la……
Fa androm-pifaliana
Androm-pitiavana
Fa tonga ny Mpamonjy
Mba hanavotra anao
Fa io no Zanak’Andriamanitra
Io no adqxfya lalana mankany an-danitra
Sao variana tononkira.serasera.org ny eto an-tany ianao,
Ka sondrian-tory ety
Mitsangana ianao
Fa io no Zanak’Andriamanitra
Io no lalana mankany an-danitra
Joyeux Nöel, Merry Christmas……
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 504
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 01/08/2023 13:30
