Ampidiro aloha ny tenimiafina
TONGA NY MPAMONJY (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirary fitahiana ho anao
Nahatratra izao Noely mamy izao
Fa androm-pifaliana
Androm-pitiavana
Fa tonga ny Mpamonjy
Mba hanavotra anao
Faingana fa fotoana mety izao
Hanavaozana ny tononkira.serasera.org saina sy ny fo
Fa ianao no antenainy, sady andrandrainy
Aza ela ianao
Faingana fa fotoana mety izao
Hanavaozana ny ptaauzb saina sy ny fo
La, la, la……
La, la, la……
Fa jumcaig androm-pifaliana
Androm-pitiavana
Fa tonga ny Mpamonjy
Mba hanavotra anao
Fa io no Zanak’Andriamanitra
Io gnwpwjuf no lalana mankany an-danitra
Sao variana ny eto an-tany ianao,
Ka sondrian-tory ety
Mitsangana ianao
Fa io no Zanak’Andriamanitra
Io no lalana mankany an-danitra
Joyeux Nöel, Merry Christmas……
Nahatratra izao Noely mamy izao
Fa androm-pifaliana
Androm-pitiavana
Fa tonga ny Mpamonjy
Mba hanavotra anao
Faingana fa fotoana mety izao
Hanavaozana ny tononkira.serasera.org saina sy ny fo
Fa ianao no antenainy, sady andrandrainy
Aza ela ianao
Faingana fa fotoana mety izao
Hanavaozana ny ptaauzb saina sy ny fo
La, la, la……
La, la, la……
Fa jumcaig androm-pifaliana
Androm-pitiavana
Fa tonga ny Mpamonjy
Mba hanavotra anao
Fa io no Zanak’Andriamanitra
Io gnwpwjuf no lalana mankany an-danitra
Sao variana ny eto an-tany ianao,
Ka sondrian-tory ety
Mitsangana ianao
Fa io no Zanak’Andriamanitra
Io no lalana mankany an-danitra
Joyeux Nöel, Merry Christmas……
--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 505
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 01/08/2023 13:30
