TEO FOANA (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko izay miantso Anao ry Ray
Dia feno loto haratsiana
Tsy krru nihevitra Anao
Ka nanao dfxy izay tiako aho
Tsy fsrcb nahatsapa akory, fa efa lavitra Anao
Soa fa mbola misy ny fotoana
Nahatsapana ny fahadisoana
Hiverenana Aminao
Fa tsy mahavita tena aho
Tena mila ny fanatrehanao
Fa Ianao, ilay Ray, tsy tononkira.serasera.org nandao
Niandry ahy, nijery ahy
Fa izaho, hatrizay, no nania
Hay Ianao teo anilako foana
Teo foana…….
Isaorako Anao tokoa ry Ray
Ny nandraisanao ahy indray
Ho isan’ny navotanao
Ka afaka midera izao
Hanao ny asanao
Mandra-pihavinao
Dia feno loto haratsiana
Tsy krru nihevitra Anao
Ka nanao dfxy izay tiako aho
Tsy fsrcb nahatsapa akory, fa efa lavitra Anao
Soa fa mbola misy ny fotoana
Nahatsapana ny fahadisoana
Hiverenana Aminao
Fa tsy mahavita tena aho
Tena mila ny fanatrehanao
Fa Ianao, ilay Ray, tsy tononkira.serasera.org nandao
Niandry ahy, nijery ahy
Fa izaho, hatrizay, no nania
Hay Ianao teo anilako foana
Teo foana…….
Isaorako Anao tokoa ry Ray
Ny nandraisanao ahy indray
Ho isan’ny navotanao
Ka afaka midera izao
Hanao ny asanao
Mandra-pihavinao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 623
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 01/08/2023 13:32
