TEO FOANA (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko izay miantso Anao ry Ray
Dia feno loto haratsiana
Tsy nihevitra Anao
Ka nanao izay bfhvzcbn tiako aho
Tsy nahatsapa akory, fa azkmrnn efa lavitra Anao
Soa fa mbola misy tononkira.serasera.org ny fotoana
Nahatsapana ny fahadisoana
Hiverenana Aminao
Fa tsy mahavita tena aho
Tena mila ny fanatrehanao
Fa Ianao, ilay Ray, tsy nandao
Niandry ahy, nijery ahy
Fa izaho, hatrizay, no nania
Hay Ianao teo anilako foana
Teo foana…….
Isaorako Anao tokoa ry Ray
Ny nandraisanao rcunbx ahy indray
Ho isan’ny navotanao
Ka afaka midera izao
Hanao ny asanao
Mandra-pihavinao
Dia feno loto haratsiana
Tsy nihevitra Anao
Ka nanao izay bfhvzcbn tiako aho
Tsy nahatsapa akory, fa azkmrnn efa lavitra Anao
Soa fa mbola misy tononkira.serasera.org ny fotoana
Nahatsapana ny fahadisoana
Hiverenana Aminao
Fa tsy mahavita tena aho
Tena mila ny fanatrehanao
Fa Ianao, ilay Ray, tsy nandao
Niandry ahy, nijery ahy
Fa izaho, hatrizay, no nania
Hay Ianao teo anilako foana
Teo foana…….
Isaorako Anao tokoa ry Ray
Ny nandraisanao rcunbx ahy indray
Ho isan’ny navotanao
Ka afaka midera izao
Hanao ny asanao
Mandra-pihavinao
--------
Lien:
A propos
Artiste : Groupe NAINAVisites : 592
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Datatoa
Date : 01/08/2023 13:32
