Endrey ny fitiavanao (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny fitiavanao Raiko ô
Tsara sy maharitra,
Tsy mba voafaritra
Mahatoky sady jlbpaoo tsy miova izy tononkira.serasera.org izay
Fa azo bjsk antoka mandrakizay
Manolo-tsaina, aogx mampiray ny fo
Manome aina, fatratra tokoa
Iza re no manana fitiavana toy izao?
Tsy misy afa tsy ‘lay Jesoa tia.
Tsara sy maharitra,
Tsy mba voafaritra
Mahatoky sady jlbpaoo tsy miova izy tononkira.serasera.org izay
Fa azo bjsk antoka mandrakizay
Manolo-tsaina, aogx mampiray ny fo
Manome aina, fatratra tokoa
Iza re no manana fitiavana toy izao?
Tsy misy afa tsy ‘lay Jesoa tia.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 798
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 02/08/2023 12:28
