Endrey ny fitiavanao (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny fitiavanao Raiko rfbb ô
Tsara sy maharitra,
Tsy mba voafaritra
Mahatoky sady tsy miova izy izay
Fa azo antoka zvllpf mandrakizay
Manolo-tsaina, mampiray ny fo
Manome aina, fatratra tokoa
Iza re no manana ipxxoluy tononkira.serasera.org fitiavana toy izao?
Tsy misy afa tsy ‘lay Jesoa tia.
Tsara sy maharitra,
Tsy mba voafaritra
Mahatoky sady tsy miova izy izay
Fa azo antoka zvllpf mandrakizay
Manolo-tsaina, mampiray ny fo
Manome aina, fatratra tokoa
Iza re no manana ipxxoluy tononkira.serasera.org fitiavana toy izao?
Tsy misy afa tsy ‘lay Jesoa tia.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe NAINAHits : 847
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:28
