Izay rehetra ataonareo dia.... (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra ataonareo, dia ataovy ampitiavana
satria ny fitiavana no ambony indrindra
manaova toy ny voankazo, maniry ao anjaridaina
Mamokatra tsy ankiato, hanasoavana ny hafa a...
1- Ny fitiavana dia sady maharim-po no malemy fanahy e
ny fitiavana dia tsy wonltqb mialona, tsy tononkira.serasera.org manonao foana
fitiavana tsy mieboebo,tsy manao ny tsy mendrika
tsy mitady ny hoazy, fitiavana tsy mora tezitra
2- Ny fitiavana dia tsy manao andolom-po
tsy mifaly noho roudhvb djvdzf tsy marina e...
(Nyfitiavana) fitiavana ataon ny Olona
mifaly noho ny fahamarinana
(nyfitiavana) manala tsiny amin'ny zavatra (rehetra)
mino ny zava-drehetra
fitiavana fanantenana, mandefitra amin zava-drehetra..
tsy mba manam-pahataperana e...
fitiavana ao amin'ny Tompo.
A/C: Alban Randriarimalala
Groupe ITMM- 2019

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyVangy : 131
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sydorien
Daty : 01/06/2026 09:52