Izay rehetra ataonareo dia.... (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra ataonareo, dia ataovy ampitiavana
satria ny fitiavana qdcofbw no ambony indrindra
manaova toy ny voankazo, xqfkudab maniry ao anjaridaina
Mamokatra tsy ankiato, hanasoavana ny hafa a...
1- Ny fitiavana dia sady maharim-po no malemy fanahy e
ny fitiavana dia tsy mialona, tsy manonao foana
fitiavana tsy mieboebo,tsy manao ny tsy mendrika
tsy mitady tononkira.serasera.org ny hoazy, fitiavana tsy mora tezitra
2- Ny fitiavana dia tsy mqxa manao andolom-po
tsy mifaly noho tsy marina e...
(Nyfitiavana) fitiavana ataon ny Olona
mifaly noho ny fahamarinana
(nyfitiavana) manala tsiny amin'ny zavatra (rehetra)
mino ny zava-drehetra
fitiavana fanantenana, mandefitra amin zava-drehetra..
tsy mba manam-pahataperana e...
fitiavana ao amin'ny Tompo.
A/C: Alban Randriarimalala
Groupe ITMM- 2019

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyVisites : 130
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sydorien
Date : 01/06/2026 09:52