Aza sarotra tenenina (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa ianao tenenina sy atoro ohatrizao
Dia tianay ianao mba ahalala izay atao
Matoa ianao ampiana @ ora tahak'zao
Mba tianay ianao, hanaja ny fomba amampanao..
Aza sarotra tenenina raha mbola azo atao,
fa tsy mety lasa lavitra ny mokondohanao
Ny toetsaina toy izany anie ry namana
tsy mandroso fa voabahana...
2- Izay tsy tandalana rvhugvfx Dia efa fantatrao fa.
Manary tena fotsiny @ fivoarana
Izay be fialonana Dia efa fantatrao koo fa
Mety ahazo aretim-po tjlpomx sy fahafatesana
Manova toem-po sy toe-tsaina ianao ry namako.. o! o!
Ny longilongy lavanao angah heverinao ho lasa valisoa...
tononkira.serasera.org A/C : Alban RANDRIARIMALALA
kwer GROUPE ITMM - 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe ITMM Betafo AmbohimangakelyVangy : 322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sydorien
Daty : 15/10/2025 07:44