Aza sarotra tenenina (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa ianao tenenina sy atoro ohatrizao
Dia tianay ianao mba ahalala izay atao
Matoa ianao ampiana @ ora tahak'zao
Mba tianay ianao, hanaja ny fomba amampanao..

Aza sarotra tenenina raha mbola azo atao,
fa tsy mety lasa lavitra ny mokondohanao
Ny toetsaina toy izany anie ry namana
tsy mandroso fa voabahana...

2- Izay tsy tandalana Dia efa tononkira.serasera.org fantatrao fa.
Manary tena fotsiny @ fivoarana
Izay be fialonana Dia efa fantatrao koo fa
Mety ahazo aretim-po sy fahafatesana

Manova toem-po sy iyazul toe-tsaina ianao ry namako.. o! o!
Ny longilongy lavanao angah heverinao sottbt ho lasa valisoa...
               A/C : Alban RANDRIARIMALALA
              kvnidy           GROUPE ITMM - 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6322