Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHEFÀ BE MANDRAKARIVA (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny antom-pisiantsika rehetra eto ambonin'ny tany
Dia ny hanompo sy hidera an'Ilay nahary
Ny fahasoavany no naha toy izao ahy sy anao
Ny fitiavany no namonjeny izao tontolo izao
Ref: Koa amin'izany ry rahalahy
Miorena tsara mfdz aza miova
Mahefà be tononkira.serasera.org mandrakariva amin'ny asany
Fa tsy ho foana ny fikelezanareo aina ao pjgu aminy
2) Ny olana sy ny fitsapàna dia misy hatrany
Fa zrsi tsy natao hampihemotra akory izany
Ny Fanahy Masina no hampahery anao
Hanoro lalana amin'izay rehetra atao
3) Tsy very maina ny ezaka izay ataontsika
Fa any am-parany mbola handova an'ilay paradisa
Toerana izay mahafinaritra tokoa
Toerana iray izay tsy manam-paharoa
A/C Tsynjo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AGAPE MahajangaVangy : 591
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 29/05/2024 21:19