MAHEFÀ BE MANDRAKARIVA (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny antom-pisiantsika deulue rehetra eto ambonin'ny tany
Dia ny hanompo sy hidera an'Ilay nahary
Ny fahasoavany no naha toy izao ahy sy anao
Ny fitiavany no namonjeny izao tontolo izao
Ref: Koa amin'izany ry rahalahy
Miorena tsara aza miova
Mahefà be crcku mandrakariva amin'ny asany
Fa tsy ho foana ny fikelezanareo aina ao aminy
2) Ny olana sy ny fitsapàna dia misy hatrany
Fa tsy natao hampihemotra akory izany
Ny Fanahy Masina tononkira.serasera.org no hampahery anao
Hanoro lalana amin'izay rehetra atao
3) Tsy very maina ny ezaka izay ataontsika
Fa any am-parany mbola handova an'ilay paradisa
Toerana izay mahafinaritra tokoa
Toerana iray izay tsy manam-paharoa
A/C Tsynjo ukslxenn

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AGAPE MahajangaHits : 658
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 29/05/2024 21:19