HISY FITSARANA (Groupe AGAPE Mahajanga)

Ny fiainana ao anatin’ny fahotàna
Dia ataoko angamba fa azo ialàna
Dia tena azo ialàna izany fahotana
Tadidio fa hisy fitsaràna

Jereo ange ny rivo-piainana fa
Miovaova hatrany sy mazàna
Mitombo hatononkira.serasera.orgtrany ny fahotàna
Tadidio fa hisy fitsaràna

REF:
Tohizako hatrany ny fankamamiana
An’I Jeso Tompo tsy foiko Ariana ôôô
Raha ny eto an-tany
Dia fandalovan’ihany ho enti-mitsinjo
‘Zay any an-danitr’any

T&F: R.Mbolatiana

Mpihira : Groupe AGAPE Mahajanga
Mpamaky : 586
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 18/10/2018 08:25:38
ID : 11054

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo