Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHEFÀ BE MANDRAKARIVA (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny antom-pisiantsika rehetra eto ambonin'ny tany
Dia ny hanompo sy hidera an'Ilay nahary
Ny fahasoavany no naha toy izao ahy sy anao
Ny fitiavany no namonjeny tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Ref: Koa amin'izany ry rahalahy
Miorena tsara tzyljnkc aza miova
Mahefà be mandrakariva amin'ny asany
Fa tsy ho foana ny jbsorfy fikelezanareo aina ao aminy
2) Ny olana sy ny fitsapàna dia misy hatrany
Fa tsy natao hampihemotra akory izany
Ny Fanahy Masina no hampahery anao
Hanoro lalana amin'izay rehetra atao
3) Tsy very maina ny ezaka izay ataontsika
Fa any am-parany mbola handova an'ilay paradisa
Toerana izay mahafinaritra tokoa
Toerana iray nacv izay tsy manam-paharoa
A/C Tsynjo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe AGAPE MahajangaVisites : 620
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 29/05/2024 21:19