ANILANAO RY JESOA TIA (Groupe AGAPE Mahajanga)

1. Anilanao ry Jesoa tia
No faniriako hatry ny ela be e e!
Izao ilay mpanota very dia
Maniry ny ho akaikinao re!

REF:
Raiso ry Tompo Tsitoha ty foko manombok’izao
Anilanao mahasoa, faniriako hatramtononkira.serasera.orgin’izao

Anilanao ry Jeso Tia, Mamiko loatra Ianao satria
Anilanao ry Jesoa Tia, faniriako mba ho doria

2. Anilanao ry Jesoa Tia
No hametrahako ny fiainako ee!
Zaho ilay osa, mora mani
Raiso ka ankasitrao re

T&F: Mbolatiana

Mpihira : Groupe AGAPE Mahajanga
Mpamaky : 603
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 18/10/2018 08:25:25
ID : 11052

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo