ANDAO HIHIRA (Groupe AGAPE Mahajanga)

1. Andao hihira, andao hihoby
        Hidera ilay mpanao izao tontolo izao
        Venteso mafy hanakoako
        Fa Azy irery anie ny voninahitra

REF:
Fa mendrik’Azy ny hoderaina
Mpanjakan ‘ny mpanjaka no ankalazaiTsiky dia ampyna
Ka ny aleloia sy ny hosanna
No hasandratray manakatra ny lanitra

2. Tsofy ny sodina sy ny farara
        Ampiaraho tsara amin’ny gitara
        Ao koa ny amponga sy ny valiha
        No atolory ho an’Ilay Mpanjaka tia

T&F: BERNARD Richard

Mpihira : Groupe AGAPE Mahajanga
Mpamaky : 1032
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 18/10/2018 08:18:45
ID : 11050

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo