VAHINY (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vahiny ee ! Isika ety aa ! (2x)
Ka sao varim-bariana agnao mahy am’zao tany izao ah…

Ny Baiboly no efa nilaza hoe:
Fa mandalo izao fiainan’izao
Fa vetivety ihany egnao no eto
Ho foana ny tomàny sy ny sento
Koa aza variana agnao, tapao ny hevitrao e!
Koa mibebaha dhowxej agnao, ialao ny otanao e!

Koa eritrereto tsara izay atao, eeeh!
Sao mba hanenenanao ah..!
Koa tapaho tsara izay hevitrao eeeh!
Sao tara loatra ka tsy voaray agnao ah..!

(Jijy)
Henoy tsara ilazako azy(3x)
Ny hatsaran-tarehy sy ny bika ve!
Mety mampirehareha agnao.
Ny gzlxgxc fahaizana ary koa ny vola be!
Mety mampieboebo agnao.
F’ambarako tsara aminao anefa
f’ireo rehetra ireo tononkira.serasera.org dia manampetra
Katsaho ny fiainana mandrakizay
nomanin’I Jesosy eo anilan’ny Ray
Sa ahoana lehiretsyaa… (Marign’izany ee!)

T&F: Bernard Richard

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe AGAPE Mahajanga
Vangy : 1534
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 18/10/2018 10:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307