Verivery (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalaina nody 'zaho niany fa tsy nahita anao
Niasa saina Mafy , nisy ino? Nahazo anao
Tsy nisy n'a message iray napetrakao nampilaza 'zaho
Nefa fotoanantsika ny anio, malala ah!!!
Eeh! Tsy aiko raha ainao? Fa tsisy manjary eh!
'Zay ataoko aketo !!!
Tsy fanahiniko oh, 'zaho raikitra tato , mifona baby!
Ref: Agnao tsy nanafatra tiako (tiako, tiako)
pyjhsxq Agnao tsy niantso 'zaho allô! (Allô, allô)
Nefa izaho aty, verivery eeh!
Te ahita Mafy andry 'zaho tavela eh!
tononkira.serasera.org 'Zaho tsy afa-nanafatra tiakô (tiakô, tiakô)
'Zaho tsy afa-niantso anao allô (allô, allô)
'Zaho koa anie aty, verivery eh!
lpcqlw Te ahita Mafy andry , manirery eh!
Atrizay niarahantsika, efa aiko, ny toetranao
Tsy hampiova fitiavako, ny antsika Mafy orina
Na dia lalantsarotra aza , tsy ahoako, ilay nodiaviko
Tsy nataoko sakana, fa ianao ekxw efa tiako ...
Eeeh, tiako tsapanao
Fa 'zaho koa tsy niova, efa matotra eky eeh!
Ianao tsy atakalo ooh, an'iza n'iza
Fa ampoko raiky eeh, eh ,eh ,eh!!!
Ref: agnao tsy nanafatra tiako ...
Mboula ny Rotsy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gonna MusicVangy : 1017
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 11/06/2022 08:07