Verivery (Gonna Music)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalaina nody 'zaho niany fa tsy nahita anao
Niasa saina Mafy , nisy ino? Nahazo anao
Tsy nisy n'a message iray napetrakao nampilaza 'zaho
Nefa fotoanantsika ny anio, malala ah!!!

Eeh! Tsy aiko raha ainao? Fa tsisy manjary eh!
'Zay ataoko aketo !!!
Tsy fanahiniko oh, 'zaho raikitra tato , mifona baby!

Ref: Agnao tsy nanafatra tiako (tiako, tiako)
Agnao tsy niantso 'zaho allô! (Allô, allô)
Nefa izaho aty, verivery eeh!
Te ahita Mafy andry 'zaho tavela eh!

'Zaho tsy afa-nanafatra tiakô (tiakô, tiakô)
'Zaho tsy afa-niantso anao allô (allô, allô)
'Zaho koa anie aty, verivery eh!
Te ahita Mafy andry , manirery eh!

Atrizay niarahantsika, efa aiko, ny toetranao
Tsy hampiova fitiavako, ny antsika Mafy orina
Na dia lalantsarotra aza , tsy ahoako, ilay nodiaviko
Tsy nataoko sakana, fa ianao efa tiako ...

Eeeh, tiako tsapanao
Fa 'zaho koa tsy niova, efa matotra eky eeh!
Ianao tsy atakalo ooh, an'iza n'iza
Fa ampoko raiky eeh, eh ,eh ,eh!!!

Ref: agnao tsy nanafatra tiako ...

Mboula ny Rotsy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gonna Music
Vangy : 435
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 11/06/2022 08:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6069