Tsy ampy anao (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy fotoana 'zaho tsy nampatorinaoLasan'eritreritra foana, nandinika ny mombantsika roa
Mba rahoviana iany vao hisy fotoana
Fa mangatsika loatra ilay fitiavana
Fa ny antsika tsy mba toy ny hafa,
Izao aty ianao any, nefa mifankatia
Ny finday no namana any mampifandray
Entin_drivotra any hoany ilay fitia
Raha ny fihaonana aloha,mety indray mandeha sa indroa
Tsapako fa tsy ampy antsika izy ireny,
Marary iany fa aleoko tsy miteny
Refrain:
Tia anao, fa mafy ny elanelana
Anome hafanana izara fitia tsy ho ferana
Dia hafatra no ataoko, feno fo matetitetika
Hiahy ilay fitia tsy hilentika
(Bis)
Voajeriko isa_minitra, izay rehetra miseho anaty rindrinao
Vao mampiseho ilay bika, mila ho vaky ny ao anatiko ao
Indrindra moa fa misy fo, avy amina bandy iray,
Be fanadinkadina aho zary ady indraindray
Fa ny antsika tsy mba roy ny hafa....
Raha ny fihaonana aloha, ........
Refrain: 2x
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gonna MusicVangy : 37
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 01/06/2026 22:51
