Ampidiro aloha ny tenimiafina
Satriny ianao tsy ho ahy (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha manjombona ny any
Torak'izay ny aty, aza mitomany ianao,
Mitrakà dia mitsiky,
Fa ny andro anio tsy hitoetra fa handalo
Ilay fitiavana koa tena be fahavalo
Satriny ianao tsy hoa ahy, qvkxq dia satriny koa 'zaho tsy hoanao
Raha mifikitra ianao, mitazona ilay fitia
Betsaka ny ho kivy, mahitantsika miara_dia
Dia hitazona koa aho ilay voady mandramaty
Tsy asiko toerana hoan'ireo mpanaratsy
Fa satriny ianao mba ho azy, dia satriny koa 'zaho tsy hoanao
Refrain:
Fa efa ianao ilay anjarampitia
Tsy hosoloina hafoy sanatria
Fa efa ianao ilay ato ampoko, ianao irery
Ny ankoatranao ny foko efa tery
Fa satriny ianao tsy ho ahy, satriny koa zaho tsy hoanao
Fa satriny ianao tsy ho ahy, dia satriny koa 'zaho tsy hoanao
Raha manjombona ny any, torak'izay ptrb ny aty
Aza mitomany ianao, mitrakà dia mitsiky
Fa tononkira.serasera.org ny andro anio qrky tsy hitoetra fa handalo
Ilay fitiavako anao, efa tsy atakalo ...
Satriny ianao tsy ho ahy ....
Refrain :

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gonna MusicVangy : 119
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 01/06/2026 23:21