Satriny ianao tsy ho ahy (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha manjombona ny any
Torak'izay ny aty, aza mitomany ianao,
Mitrakà dia mitsiky,
Fa ny andro anio ufslva tsy hitoetra kyaohbj fa handalo
Ilay fitiavana koa tena be fahavalo
Satriny ianao tsy hoa ahy, dia satriny koa 'zaho tsy hoanao
Raha mifikitra ianao, mitazona ilay fitia
Betsaka ny ho kivy, mahitantsika miara_dia
Dia hitazona koa aho ilay voady mandramaty
Tsy asiko toerana hoan'ireo mpanaratsy
Fa satriny ianao mba ho azy, dia satriny koa 'zaho tsy hoanao
Refrain:
Fa efa ianao ilay anjarampitia
Tsy hosoloina hafoy sanatria
Fa efa ianao ilay ato ampoko, ianao irery
Ny ankoatranao ny foko efa tononkira.serasera.org tery
Fa satriny ianao tsy ho ahy, satriny koa zaho tsy zaorxu hoanao
Fa satriny ianao tsy ho ahy, dia satriny koa 'zaho tsy hoanao
Raha manjombona ny any, torak'izay ny aty
Aza mitomany ianao, mitrakà dia mitsiky
Fa ny andro anio tsy hitoetra fa handalo
Ilay fitiavako anao, efa tsy atakalo ...
Satriny ianao tsy ho ahy ....
Refrain :

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Gonna MusicVisites : 119
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mboula Ny Rotsy
Date : 01/06/2026 23:21