Jejojejo (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba jejojejo oh, mibika ry madimozely eh
Mba jeojejo fa ny fiainana anie no manery eh
Malakilaky fa lasan' ol eh yeh (x4)
Lomay omay le zama sao ilaozan'ny vola eh
Lomay lomay fa ny fiainana anie ka tsy mora eeh
Malakilaky fa lasan'ol eh (4x)
Ndehana wlpiesdh mizahazaha raha fa ny tononkira.serasera.org tsaran'olona tsy omeny anao(4x)
Aiza eh aiza eh aiza umlnp rampanarivo oh oh
Any amin'anjy eh tsy vola ny dimanjato oh
Malakilaky fa lasan'ol eh ye (4x)
Bouger bouger le zama ndao hitady ny meva eh
Bouger qmqbmjo bouger le zama ndao hitady ny soa eh
Malakilaky fa lasan'o eh (x4)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gonna MusicHits : 709
Likes : 1 Like
Created by : Mboula Ny Rotsy
Date : 17/07/2023 19:54