Jejojejo (Gonna Music)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba jejojejo oh, mibika ry madimozely eh
Mba jeojejo fa ny fiainana anie no manery eh
Malakilaky fa lasan' ol eh yeh (x4)

Lomay omay le zama sao ilaozan'ny vola eh
Lomay lomay fa ny fiainana anie ka tsy mora eeh
Malakilaky fa lasan'ol eh (4x)

Ndehana mizahazaha raha fa ny tsaran'olona tsy omeny anao(4x)

Aiza eh aiza eh aiza rampanarivo oh oh
Any amin'anjy eh tsy vola ny dimanjato oh
Malakilaky fa lasan'ol eh ye (4x)

Bouger bouger le zama ndao hitady ny meva eh
Bouger bouger le zama ndao hitady ny soa eh
Malakilaky fa lasan'o eh (x4)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Gonna Music
Visites : 240
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mboula Ny Rotsy
Date : 17/07/2023 19:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0864