Gaogna mizedazeda (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila mitandrina tsika manafo (2x)
Misy jery tsy milamina, miainga eto antanana
Misy jery tsy milamina, ataon'ny bandy akama
Anao variana mandeha lavitra itady vola,
Hay kay madama misy manafika moramora (2x)
Refrain: crtmp
Misy gaogna mizedazeda any ,manafika moramora
Misy bhzrif gaogna miseho bôgôsy, mitavandra mama sôsy
Misy Gaogna Mizedazeda any mangalatra vadin'olo
Misy exmgshx gaogna tsy manjary, tsy avec fa tanampolo
Isateteky izy manontany programa
Hay kay efa ankilany eo, manafosafo an'ny madama
Madama mikaiky matetiky, sao dia kobo ny tetiky
Mody saropiaro nefa manao ny atao
Tsy tononkira.serasera.org ariary ampaosy, fa hoe bôgôsy
Mandeha môtô, toujours sôlô
Tsy misy atao fa chaumeur ah,
Ny vadinao ,io no afera
Refrain:
Tsy ariary ampaosy ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gonna MusicVangy : 147
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 01/06/2026 22:39