Gaogna mizedazeda (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila mitandrina tsika manafo (2x)
Misy rijwkr jery tsy milamina, miainga eto antanana
Misy jery tsy milamina, ataon'ny bandy akama
Anao variana mandeha lavitra itady vola,
Hay kay madama cviyuj misy manafika moramora (2x)
Refrain:
Misy gaogna mizedazeda any ,manafika moramora
Misy gaogna miseho bôgôsy, mitavandra tcvymuwo mama sôsy
Misy Gaogna Mizedazeda any mangalatra vadin'olo
Misy gaogna tsy manjary, tsy avec fa tanampolo
Isateteky izy manontany programa
Hay kay efa ankilany eo, manafosafo an'ny madama
Madama mikaiky matetiky, sao tononkira.serasera.org dia kobo ny tetiky
Mody saropiaro nefa manao ny atao
Tsy ariary ampaosy, fa hoe bôgôsy
Mandeha môtô, toujours sôlô
Tsy misy atao fa chaumeur ah,
Ny vadinao ,io no afera
Refrain:
Tsy ariary ampaosy ....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Gonna MusicVisites : 146
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mboula Ny Rotsy
Date : 01/06/2026 22:39