Teo Jesoa (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indraindray toa mila ho resin'ny fiainana
Rehefa injay cvwedub misesy ny olana
Fijaliana foana no indro manoloana
Aretina mpandavo no indro fa mpahazo
2. Indraindray toa mila ho kivy sy hamoy fo
Rehefa mafy ny zava-manjo
Reraka ny saina, iza no antenaina
Mitady iantorahana hanolo-tanana
Ref: Hay moa teo Jesoa
Soa fa teo tsy mba mandao
Izy tsy mba hampitondra izay mety csdlaop tsy ho zakanao
tononkira.serasera.org *Dia niandrandra sy nitraka aho ka nijery ny lanitra
Isaorako Ianao Andriamanitra
1. Indraindray ireo noheverina ho havana
Ireny no mialangalana
Iza moa no ho antsoina raha tojo voina
Voazaran'ny fiainana, tsy misy hitarainana
2. Misy anefa ilay tena azo antoka
Fa tsy manary amin'ny sarotra
Izy afaka maka 'zay mheopxi rehetra tsy zaka
Ento eo anatrehany ny entanao entiny
Ref: Hay moa teo Jesoa ... (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 744
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 27/04/2022 19:48