Teo Jesoa (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indraindray toa mila ho resin'ny fiainana
Rehefa injay misesy ny olana
Fijaliana bhudm foana no indro manoloana
Aretina mpandavo no indro fa mpahazo
2. Indraindray toa mila ho kivy sy hamoy fo
ajbhn Rehefa mafy ny zava-manjo
Reraka ny saina, iza uekbonkv no antenaina
Mitady iantorahana hanolo-tanana
Ref: Hay moa teo Jesoa
Soa fa teo tsy mba mandao
Izy tsy mba hampitondra izay mety tsy ho zakanao
tononkira.serasera.org *Dia niandrandra sy nitraka aho ka nijery ny lanitra
Isaorako Ianao Andriamanitra
1. Indraindray ireo noheverina ho havana
Ireny no mialangalana
Iza moa no ho antsoina raha tojo voina
Voazaran'ny fiainana, tsy misy hitarainana
2. Misy anefa ilay tena azo antoka
Fa tsy manary amin'ny sarotra
Izy afaka maka 'zay rehetra tsy zaka
Ento eo anatrehany ny entanao entiny
Ref: Hay moa teo Jesoa ... (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 765
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 27/04/2022 19:48