Te hitoetra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Zao no andro fanavaozana
Hanolotena ho Anao 'zahay
Ho iraka hitory ny asanao Jesoa
Hanazava 'zao tontolo izao
1. vgsuyvqt Misaotra Anao Ray, midera Anao e!
Avo indrindra Ianao, asandratray
'Zao tontolo izao hankalaza Anao
Hamiratra ny voninahitrao
2. Jesoa malala ô, 'lay fitiavana
Ianao gngflpfe tsara sy maharitra!
'Lay mora tononkira.serasera.org fanahy, gjcdtjrv tsy mialona
Miaraka Aminao tsy mba manahy
Hanolotena ho Anao 'zahay
Ho iraka hitory ny asanao Jesoa
Hanazava 'zao tontolo izao
1. vgsuyvqt Misaotra Anao Ray, midera Anao e!
Avo indrindra Ianao, asandratray
'Zao tontolo izao hankalaza Anao
Hamiratra ny voninahitrao
2. Jesoa malala ô, 'lay fitiavana
Ianao gngflpfe tsara sy maharitra!
'Lay mora tononkira.serasera.org fanahy, gjcdtjrv tsy mialona
Miaraka Aminao tsy mba manahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 778
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 19/08/2023 09:45
