Te hitoetra (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Zao tononkira.serasera.org no andro fanavaozana
Hanolotena ho Anao 'zahay
Ho iraka hitory ny asanao Jesoa
Hanazava 'zao tontolo izao

1. Misaotra Anao Ray, midera Anao e!
Avo indrindra Ianao, asandratray
'Zao tontolo izao fpmzlog hankalaza Anao
Hamiratra ny voninahitrao

2. dxvoji Jesoa malala ô, 'lay fitiavana
Ianao tsara sy maharitra!
'Lay mora fanahy, tsy mialona
Miaraka azrcdhh Aminao tsy mba manahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GAFLI
Visites : 779
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 19/08/2023 09:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.122