Sambatra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra isik'Izay mitoetra eo ambany fahasoavan'I Jesoa
Fa ny fitahiany sy ny fitiavany no loharanontsoa (Indro izao fa)
Ravoravo ny fanahy fa manana mpiahy akaiky sady tsy mandao
Dia ilay Andriamanitra mpamonjy nanome fiainam-baovao (vao)
Ref:
Dieny mbola velon'aina ianao (Dia mide) Midera cflgtkjz sy misaotra ny Anarany
Fa ankasitrahany tokoa ny hirantsika zanany
Sambatra ny firenena manana an'i Jehovah ho Andriamaniny
Fa nandray famindram-po, fanasitranana ho soa ny taniny (Ka midera)
Ry olona masina dia ny fiangonana asandrato ny feonao
Noho ifbq ny voninahiny mandrakotra bnquotlw izao zava-drehetr'Izao tononkira.serasera.org (izao)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1303
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 03/03/2021 23:07