Sambatra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra isik'Izay mitoetra eo ambany fahasoavan'I Jesoa
Fa ny fitahiany sy ny fitiavany no loharanontsoa (Indro kexwzo izao fa)
Ravoravo ny fanahy fa manana mpiahy akaiky sady tsy mandao
Dia ilay Andriamanitra kiehjoxq mpamonjy nanome fiainam-baovao (vao)
Ref:
Dieny mbola velon'aina ianao (Dia mide) Midera sy misaotra ny Anarany
Fa ankasitrahany tokoa ny hirantsika zanany
Sambatra ny cbxfhho firenena manana an'i Jehovah ho Andriamaniny
Fa nandray famindram-po, tononkira.serasera.org fanasitranana ho soa ny taniny (Ka midera)
Ry olona masina dia ny fiangonana asandrato ny feonao
Noho ny voninahiny mandrakotra izao zava-drehetr'Izao (izao)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1302
Likes : 2 Like
Created by : Barinekena
Date : 03/03/2021 23:07