Sambatra (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra isik'Izay mitoetra eo ambany fahasoavan'I Jesoa
Fa ny fitahiany sy ny fitiavany no loharanontsoa (Indro izao fjuzac fa)
Ravoravo ny fanahy fa ixynou manana mpiahy akaiky sady tsy mandao
Dia ilay Andriamanitra mpamonjy nanome fiainam-baovao (vao)
Ref:
Dieny mbola velon'aina ianao (Dia mide) Midera sy misaotra ny Anarany
Fa ankasitrahany tokoa ny hirantsika zanany
Sambatra ny firenena manana an'i Jehovah ho tononkira.serasera.org Andriamaniny
Fa nandray famindram-po, fanasitranana ho soa ny taniny (Ka lxflqoxz midera)
Ry olona masina dia ny fiangonana asandrato ny feonao
Noho ny voninahiny mandrakotra izao zava-drehetr'Izao (izao)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GAFLIVisites : 1304
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Barinekena
Date : 03/03/2021 23:07