Salamo 133 (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey, tsara ciyayl sy mahafinaritra
Raha ny mpirahalahy no miara-monina
Fa voadidin'i Jehovah ho eo ny uxvpdfn tononkira.serasera.org fitahiany
Dia fiainana ho mandrakizay.
Tahaka ny diloilo amin'ny loha
Izay mitsororoka amin'ny somotra
Dia ny somotr'i Arona
Izay mitsororoka amin'ny tongotr'akanjony
Tahaka ny ando any Hermona pcvuegm
Raha ny mpirahalahy no miara-monina
Fa voadidin'i Jehovah ho eo ny uxvpdfn tononkira.serasera.org fitahiany
Dia fiainana ho mandrakizay.
Tahaka ny diloilo amin'ny loha
Izay mitsororoka amin'ny somotra
Dia ny somotr'i Arona
Izay mitsororoka amin'ny tongotr'akanjony
Tahaka ny ando any Hermona pcvuegm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1016
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 27/04/2022 19:48
