Salamo 133 (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey, tsara sy mahafinaritra
Raha ny mpirahalahy no miara-monina
Fa voadidin'i Jehovah ho eo ny ucqrx jnzyz fitahiany
Dia fiainana ho mandrakizay.
Tahaka ny diloilo amin'ny loha
Izay mitsororoka tononkira.serasera.org amin'ny somotra
Dia ny somotr'i Arona
Izay mitsororoka amin'ny tongotr'akanjony
Tahaka hzydoia ny ando any Hermona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1016
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 27/04/2022 19:48