Mpiandry tsara (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jeso no tena mpiandry tsara
Izay tia tokoa ny ondriny
Ka na sarotra sy mafy
Dia ny ainy no natolony
Mba xbsvsb hitady ny ondry izay hkbrli nania
Tiany hiverina ao am-balany
Ka vgpoxva Izy hanome fiainana 'zay be dia be
Amin'ny Anarany
Ref: F'izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery
tononkira.serasera.org Elatra no iakarany tahaka ny voromahery
Hiazakazaka izy nefa tsy sasatra
Andeha izy, andeha saingy tsy ho reraka
2. Fa Jehovah no mpiandry ahy
Azoko antoka ny heriny
Fiadanan-tsaina sy fanahy
'Reo rehetra izay heveriny
Ka ny ratsy sy ny fandrika
'Zay ataon'ny fahavaloko
Dia tsy hampiala ahy eo an-tananao
Ry Tompo aroko
Izay tia tokoa ny ondriny
Ka na sarotra sy mafy
Dia ny ainy no natolony
Mba xbsvsb hitady ny ondry izay hkbrli nania
Tiany hiverina ao am-balany
Ka vgpoxva Izy hanome fiainana 'zay be dia be
Amin'ny Anarany
Ref: F'izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery
tononkira.serasera.org Elatra no iakarany tahaka ny voromahery
Hiazakazaka izy nefa tsy sasatra
Andeha izy, andeha saingy tsy ho reraka
2. Fa Jehovah no mpiandry ahy
Azoko antoka ny heriny
Fiadanan-tsaina sy fanahy
'Reo rehetra izay heveriny
Ka ny ratsy sy ny fandrika
'Zay ataon'ny fahavaloko
Dia tsy hampiala ahy eo an-tananao
Ry Tompo aroko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 912
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 24/09/2022 10:49
