Matokia (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Toa very hevitra ianao
Miaina izao fiainana eto izao
Mahatsiaro resy xnviepha izay atao
Mitanondri-dava izao
Matokia, tsy ho irery ianao
Mpahary izao rehetra izao anie Jesoa
Manana hevitra izay hahasoa anao
Fiainam-baovao, fiadanana
Hitondra fahasambarana
Matokia, tsy ho irery ianao
2. Ny zava-drehetra mety hitranga
Ny namana tiana koa nandao
Ny olana hiseho matetika
'Zay handavo ho rendrika
Matokia, tsy ho irery ianao
Jesoa anie no ilay Ray mpanavao
Teo foana tononkira.serasera.org Izy, Mpamonjy tsara tsy fpylamwu mandao
Mihevitra foana ny hahasoa
Andriamanitra Tsitoha
Matokia, tsy lkxyeb ho irery ianao
Miaina izao fiainana eto izao
Mahatsiaro resy xnviepha izay atao
Mitanondri-dava izao
Matokia, tsy ho irery ianao
Mpahary izao rehetra izao anie Jesoa
Manana hevitra izay hahasoa anao
Fiainam-baovao, fiadanana
Hitondra fahasambarana
Matokia, tsy ho irery ianao
2. Ny zava-drehetra mety hitranga
Ny namana tiana koa nandao
Ny olana hiseho matetika
'Zay handavo ho rendrika
Matokia, tsy ho irery ianao
Jesoa anie no ilay Ray mpanavao
Teo foana tononkira.serasera.org Izy, Mpamonjy tsara tsy fpylamwu mandao
Mihevitra foana ny hahasoa
Andriamanitra Tsitoha
Matokia, tsy lkxyeb ho irery ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 551
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 02/06/2025 16:04
