Matokia (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Toa very hevitra ianao
Miaina izao fiainana eto izao
Mahatsiaro resy izay atao
Mitanondri-dava izao
Matokia, tsy vqdl ho irery ianao
Mpahary izao rehetra izao anie Jesoa
Manana hevitra izay hahasoa mslrvzll anao
Fiainam-baovao, fiadanana
Hitondra fahasambarana
Matokia, tsy ho irery ianao
2. Ny zava-drehetra mety hitranga
Ny namana tiana koa nandao
Ny olana hiseho matetika
'Zay handavo ho rendrika
Matokia, tsy ho tononkira.serasera.org irery ianao
Jesoa anie no ilay Ray mpanavao
Teo foana fbhxfze Izy, Mpamonjy tsara tsy mandao
Mihevitra foana ny hahasoa
Andriamanitra Tsitoha
Matokia, tsy ho irery ianao
Miaina izao fiainana eto izao
Mahatsiaro resy izay atao
Mitanondri-dava izao
Matokia, tsy vqdl ho irery ianao
Mpahary izao rehetra izao anie Jesoa
Manana hevitra izay hahasoa mslrvzll anao
Fiainam-baovao, fiadanana
Hitondra fahasambarana
Matokia, tsy ho irery ianao
2. Ny zava-drehetra mety hitranga
Ny namana tiana koa nandao
Ny olana hiseho matetika
'Zay handavo ho rendrika
Matokia, tsy ho tononkira.serasera.org irery ianao
Jesoa anie no ilay Ray mpanavao
Teo foana fbhxfze Izy, Mpamonjy tsara tsy mandao
Mihevitra foana ny hahasoa
Andriamanitra Tsitoha
Matokia, tsy ho irery ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 552
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 02/06/2025 16:04
