Manam-piafarana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Inona moa 'zay androntsika
Toy ny zavona ihany
Ka na ny ratsy na ny tsara
Dia manana ny fiafarany
Samy handray izay nafafiny
Ref: F'izay mamafy araka ny nofo ho lo
Tsy manantena ilay lova soa, satria
Fitiavana no lehibe indrindra,
tahk Fihavana, 'zay vokatry ny Fanahy
tononkira.serasera.org No manome Fiainana tsara
wibrwy Miorina tsy manahy
Ka mitsangana, andeha re
Hiaraka haneho firaisan-kina
rdhofy Hiray sento sy ny fifaliana
Amin'ny fiainana
2. Tsy ho fotoana very maina
Ny fahavelomantsika
Raha asa izay mamelon'aina
Sy mampahery fo sy saina
No hanehoantsika ny herin'i Kristy
Ref: F'izay mamafy araka ny nofo ... (x2)
Toy ny zavona ihany
Ka na ny ratsy na ny tsara
Dia manana ny fiafarany
Samy handray izay nafafiny
Ref: F'izay mamafy araka ny nofo ho lo
Tsy manantena ilay lova soa, satria
Fitiavana no lehibe indrindra,
tahk Fihavana, 'zay vokatry ny Fanahy
tononkira.serasera.org No manome Fiainana tsara
wibrwy Miorina tsy manahy
Ka mitsangana, andeha re
Hiaraka haneho firaisan-kina
rdhofy Hiray sento sy ny fifaliana
Amin'ny fiainana
2. Tsy ho fotoana very maina
Ny fahavelomantsika
Raha asa izay mamelon'aina
Sy mampahery fo sy saina
No hanehoantsika ny herin'i Kristy
Ref: F'izay mamafy araka ny nofo ... (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 890
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 22/09/2022 20:12
