Manam-piafarana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Inona moa 'zay androntsika
Toy ny zavona ihany
Ka guzwaim na ny ratsy na ny tsara
Dia manana ny fiafarany
Samy handray izay nafafiny
Ref: F'izay mamafy araka todcs ny nofo ho lo
oltgjyds Tsy manantena ilay lova soa, satria
Fitiavana no lehibe indrindra,
Fihavana, 'zay vokatry ny Fanahy
No manome Fiainana tsara
Miorina tsy manahy
Ka mitsangana, andeha re
Hiaraka haneho firaisan-kina
Hiray sento sy ny fifaliana
tononkira.serasera.org Amin'ny fiainana
2. Tsy ho fotoana very maina
Ny fahavelomantsika
Raha asa izay mamelon'aina
Sy mampahery fo sy saina
No hanehoantsika ny herin'i Kristy
Ref: F'izay mamafy araka ny nofo ... (x2)
Toy ny zavona ihany
Ka guzwaim na ny ratsy na ny tsara
Dia manana ny fiafarany
Samy handray izay nafafiny
Ref: F'izay mamafy araka todcs ny nofo ho lo
oltgjyds Tsy manantena ilay lova soa, satria
Fitiavana no lehibe indrindra,
Fihavana, 'zay vokatry ny Fanahy
No manome Fiainana tsara
Miorina tsy manahy
Ka mitsangana, andeha re
Hiaraka haneho firaisan-kina
Hiray sento sy ny fifaliana
tononkira.serasera.org Amin'ny fiainana
2. Tsy ho fotoana very maina
Ny fahavelomantsika
Raha asa izay mamelon'aina
Sy mampahery fo sy saina
No hanehoantsika ny herin'i Kristy
Ref: F'izay mamafy araka ny nofo ... (x2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 889
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 22/09/2022 20:12
