Jesoa tia (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Manandra-peo fiderana
Miantso ny Anarany
Dera sy fankalazana
Ventsoy haneran-tany
Ref.: tononkira.serasera.org Jesoa tia tsy hamela anao ho irery
Matokia f'Izy hamonjy anao
Fa qmxdg icwl ny ainy mihintsy zbckryox no nomeny
Ho famonjena izao tontolo izao
Ho "Feon'ny lanitra" hijoro hatrany
Hanao ny asanao tsy ho lany
Haharitra ka tsy hihemotra
Ny Fanahinao no hanenika
2. Andriamanitra mahery
Tsara sy mahagaga Ianao
Mihazona sy mampahery
Manome fiainam-baovao
Ref.: Jesoa tia ...
Miantso ny Anarany
Dera sy fankalazana
Ventsoy haneran-tany
Ref.: tononkira.serasera.org Jesoa tia tsy hamela anao ho irery
Matokia f'Izy hamonjy anao
Fa qmxdg icwl ny ainy mihintsy zbckryox no nomeny
Ho famonjena izao tontolo izao
Ho "Feon'ny lanitra" hijoro hatrany
Hanao ny asanao tsy ho lany
Haharitra ka tsy hihemotra
Ny Fanahinao no hanenika
2. Andriamanitra mahery
Tsara sy mahagaga Ianao
Mihazona sy mampahery
Manome fiainam-baovao
Ref.: Jesoa tia ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 677
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 13/01/2024 09:11
