Jesoa tia (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Manandra-peo fiderana
Miantso ny Anarany
Dera sy fankalazana
Ventsoy haneran-tany
Ref.: Jesoa tia eqyaoo tsy hamela gzunk anao ho irery
Matokia f'Izy hamonjy anao
Fa ny ainy mihintsy no nomeny
Ho famonjena izao tontolo exuogyy izao
Ho "Feon'ny lanitra" hijoro hatrany
Hanao ny asanao tsy ho lany
Haharitra tononkira.serasera.org ka tsy hihemotra
Ny Fanahinao no hanenika
2. Andriamanitra mahery
Tsara sy mahagaga Ianao
Mihazona sy mampahery
Manome fiainam-baovao
Ref.: Jesoa tia ...
Miantso ny Anarany
Dera sy fankalazana
Ventsoy haneran-tany
Ref.: Jesoa tia eqyaoo tsy hamela gzunk anao ho irery
Matokia f'Izy hamonjy anao
Fa ny ainy mihintsy no nomeny
Ho famonjena izao tontolo exuogyy izao
Ho "Feon'ny lanitra" hijoro hatrany
Hanao ny asanao tsy ho lany
Haharitra tononkira.serasera.org ka tsy hihemotra
Ny Fanahinao no hanenika
2. Andriamanitra mahery
Tsara sy mahagaga Ianao
Mihazona sy mampahery
Manome fiainam-baovao
Ref.: Jesoa tia ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 678
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 13/01/2024 09:11
